INFO ANTSIRABE
Gcum Ngo a partagé la publication de English club of GCUM NGO.
Manaja Tompoko.
Ho antsika eto ANTSIRABE.
Efa misokatra ny fisoratana anarana amin'ny fiofanana andiany VOALOHANY :
1- Leadership + Francais + Anglais + Serveur(se).
2- Leadership + Francais + Anglais + Barman na Barmaid.
Leadership + Education Financiere.
Fidirana : Mai 2016
Faharetany : 1 volana.
Isan'ny Toerana: 50
4-Leadership + Cours italien
Fanaretany: 03 volana.
Toerana voafetra.
Koa raha mahaliana anao dia antsoy ny 0344652635 na ny 0325408615 na koa manoratra ao atao discussion inst/nee azafady.
Misaotra Tompoko.